Ireo fampanantenana nolazain'ny prezdà Andry Rajoelina, aiza hoaiza izy izao ?
✅ => Zara fa vita
✔️ => Tanteraka
❌ => Tsy tanteraka
🌅 => Mbola andalam-panamboarana
Fampanantenana | Source | Status |
---|---|---|
Digitalisation fokontany | Kabary TVM | ❌ |
Vatsy tsinjo | Kabary TVM | ✅ |
Pharmacie ngeza indrindra eto Afrika | Kabary TVM | ✅ |
GasyCar (fiara made in madagascar) | Kabary TVM | 🌅 |
Tramway | Propagande | ❌ |
Miami | Propagande | ❌ |
Tanamasoandro | Propagande | ❌ |
Kianja Barea | Kabary TVM | 🌅 |
EPP Misy parking | Propagande | ❌ |