Site pour les évenements du Techzara , Hackathon , Hack For My Nations , Blog , Projects OpenSource
Installation setup
git clone this_repository
cd this_repository
composer install --prefer-dist
Edit database configuration in .env file
database dump in data/dump
login : julien:julien
Then :
php bin/console doctrine:migrations:migrate
Run webserver
php bin/console server:run
- Gestion utilisateur ( ADD LIST DELETE UPDATE PROFILE )
- Gestion poste ( ADD LIST DELETE )
- Gestion évenement ( ADD LIST DELETE UPDATE )
- API -> Indépendance front
Variable
- tz_*
Class
- TzClass
class
- tz_*
id
- id-*
Function && controller
- tzFunctionName
- tzControllerName
Ho fanampiana ireo rehetra izay vao hi-contribuer , to help another first contribution in opensource project , aider les premier pas en contribution sur les projets opensource
Hoantsika rehetra izay vao miana-mamindra amin'ny resaka git , indrindra fa ireo izay mi-contribuer amin'ny projet opensource , matetika misy conflit ilay merge.
Ireto misy process kely arahina.
Cloneo ilay projet noforkenao ao amin'ny repository anao
$ git clone ilay_url_ao_amin_repo_anao
Midira ao amin'ilay projet en local anao
$ cd ilay_repo
Apetraho ao amin'ilay repos local anao ilay url an'ilay projet source mba ho à jour foana ny local anao
$ git remote add upstream ilay_url_an_ilay_projet_noforkena
Raiso ny modification rehetra any amin'ny upstream
$ git fetch upstream
Mergeo ao amin'ilay master en local anao ilay upstream raha misy modification
$ git merge upstream/master
Mi-creeva branche hafa
$ git checkout -b "brancheko_vaovao"
Rehefa izay dia tohizanao ny modif ao amin'ny local anao , rehefa afa-po ianao ao amin'ny local ianao dia pushenao ao amin'ny master anao ilay local , alohan'ny i-pushena anefa dia manaova fetch an'ilay upstream foana aloha ( satria mety ho betsaka ny contributeur ary misy mikitika foana ilay repo ). Raha misy modif dia manao merge indray .
$ git fetch upstream
Raha misy modif dia mergeo ao amin'ny master anao:
$ git merge upstream/brancheko_vaovao
Rehefa izay dia akaro amin'izay ilay modif anao:
$ git add fichier_no_modifier_nao
$ git commit -m "message commit anao"
$ git push -u origin brancheko_vaovao
Vita izay dia manaova pull request amin'ilay branche no-creenao. Misaotra anao namaky 😉
Fitsipika
- Miezaka mifanitsy sy mifanoro foana.
- Atao manaraka an'io convention nommage io ny nommage-nao.
- Afaka mandray anjara avokoa izay mazoto.
Made for fun !!!